Teny iditra very saina
Singan-teny very ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahatsiaro tena hijery sy handinika ny manodidina; lasa adala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Insane [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a perdu la connaissance, devenu fou, embarrassé, qui ne sait où donner de la tête [1.3]
 Fou [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01