|
|
|
|

Teny iditra1  very tadidy
Singan-teny  2  very, 3  tadidy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5  enti-milaza ny zavatra tsy tsaroana intsony na olona tsy mahatsiaro na inona na inona intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  no longer remembered, having nothing by which a thing can be any longer remembered. [1.2]
7  no longer remembered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  dont on a perdu le souvenir [1.3]
9  dont on ne se souvient pas; oublié [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12