|
|
|
|

Teny iditra1  vesatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] lanja: Ny vesatry ny adidy
ny hadontoana, tsy fisononohana
4  [1.13] herim-pisintonan'ny tany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] weight, heaviness
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#829, 1.8, 1.13] poids
7  [1.3#829] pesanteur, gravité
lourdeur d'esprit
8  [1.8] lourdeur
Ohatra  9  Hany ka ny farany, tsy nanamaivana iny, fa nampitombo ny mbola vesatra tsaroako tao am-poko. [2.4#]
10  vesatra tsy maintsy lanjaina no fahitany azy, manakantsakana ny asa, manembantsembana ny famakafakana. [1.369#]
Voambolana  11  Fizìka
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny vesatra io

Fivaditsoratra  28  avesatr, vesatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21