Teny iditra (1/2) | 1 vetivety |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy ela, haingana ihany: Hiverina vetivety aho ka aza miala eto foana ianao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] in an instant, in a little while |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] dans un instant, tout de suite; bientôt |
Ohatra |
6 vetivety foana dia indro nisy olona niseho. [2.324] 7 Saingy niova vetivety teo ny fitiavany nony nandroso kely ka nahatazana zavatra hafa. [2.470] |
Tovy hevitra | 8 vetivetika |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny vetivety io |
Teny iditra (2/2) | 10 vetivety |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Tambahoaka]
fieritreretana |
Fivaditsoratra | 13 tevitevi, vetivety |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |