|
|
|
|

Teny iditra1  viave
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] vehivavy: Viave tono angoake tsy loja-mitodike (mora may ny angoaka ka tsy mahazo mitoditokia raha mitono azy; dia toy izany koa ny vehivavy tsy manaja vady)
Tovy hevitra  4  viavy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10