|
|
|
|

Teny iditra1  vidiny > vidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy?
4  Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay
5  Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  price, value [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
8  valeur [1.3, 1.5]
Ohatra  9  Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472]
Voambolana  10  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Mpanahaka  16  vanga
Kamban-teny 

Teny iditra52  vidiny > vidina
Fototeny  53  vidy
Sokajin-teny  54  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  55  Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io
56  Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1]
Ohatra  57  Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana. [2.472]
Haiendriteny 
58  Ny ankehitriny :
59  Ny lasa :
60  Ny hoavy :
61  Filaza mandidy :
Kamban-teny