|
|
|
|

Teny iditra1  vidio
Fototeny  2  vidy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vidina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#832]
Ohatra  5  Ity mba vidio ho anao, ry Ingahy lehibe, fa manahirana ahy indray [2.587#]
6  vidio na takalozy, fa raha tsy izany ho tany maty tsy hahasoa na iza na iza io. [2.472#152]

Fivaditsoratra  7  diovi, diovy, vidio

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/19