Teny iditra viha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-javamaniry sahala amin' ny saonjo ngezabe fahita any anaty rano na amin' ny tany mando (Thyphonodorum Lindleganum) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a large arum that grows in swamps or shallow water [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay espèce de grand arum qui pousse dans les marécages et les cours d'eau [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Sahala amin' ny vody soaonjo ny vody viha, saingy lehibe. [Andraina: Mitaraina, takila 39]
2Porofom-pahantrana lalina ny mihinana viha. [Andraina: Mitaraina, takila 39]
Voambolana 
Anarana siantifika Thyphonodorum lindleganum
Teny nalaina 

2014/06/02