Teny iditra vihim-pitsiriana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vihy ao amin'ny fatsim-bony izay levona ho azy rehefa tafiditra ao amin'ny tendam-bony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Noyau végétatif [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31