Teny iditra | 1 vikinina |
Fototeny | 2 vikina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ihoarana, dikaina, dinganina: Vikino io tamboho io raha afakao. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be jumped over |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on saute |
Ohatra |
7 Potika izay rehetra lalovana, ny hantsana vikinina, ny rano itsobohana, rotidrotika daholo ny zavamaniry lalovana. [2.436#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 ivikinan, nakiviny, navikiny, nivikina, vikinina, vinakiny, vinikina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |