Teny iditra vilaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mahitsy fa meloka, bilabila miforitra: Notsofin' ny rivo-mahery ny hazo teo an-tokotany hany ka vilaka daholo ny rantsankazo rehetra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qui va de travers, qui dévie [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31