Teny iditra | viliviline | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Ankavitsiany, sasatsasany: Valala bemiharo kijeja nita rano ko viliviline ro vita (andiam-balala miaraka amin-kijeja nita rano ka ankavitsiany no tafita) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |