Teny iditra | 1 vinanindrano |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
(vinañin-drano) toerana ihaonan'ny renirano roa lehibe, toerana ihaonan'ny renirano lehibe amin'ny ranomasina 4 [1.13] fihaonan'ny renirano roa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] confluent vinanibe, vavarano lehibe: estuaire |
Voambolana |
6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fivaditsoratra | 7 novandrinina, vinanindrano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |