|
|
|
|

Teny iditra1  vingirina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Entina amin' ny loha fanondro sy ny ankibe: Ento tsara fa aza vingirina toy izao io mosara io fa efa madio
Fototeny  4  vingitra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  vingitina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12