Teny iditra vinidy (vidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voavidy, novidina, naloa vola: Taiza no novinidinao itỳ tsihy itỳ ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Acheté [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vinidy, vinidiko, vinidinao, vinidiny, vinidintsika, vinidinay, vinidinareo, vinidin', vinidin-, vinidim-
Ny lasa : novinidy, novinidiko, novinidinao, novinidiny, novinidintsika, novinidinay, novinidinareo, novinidin', novinidin-, novinidim-
Ny hoavy : hovinidy, hovinidiko, hovinidinao, hovinidiny, hovinidintsika, hovinidinay, hovinidinareo, hovinidin', hovinidin-, hovinidim-
Tovy hevitra voavidy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20