Teny iditra vinirina (vinitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao izay hahatezitra: Aza vinirina rainao, anaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vinirina, viniriko, vinirinao, viniriny, vinirintsika, vinirinay, vinirinareo, vinirin', vinirin-, vinirim-, viniri-
Ny lasa : novinirina, noviniriko, novinirinao, noviniriny, novinirintsika, novinirinay, novinirinareo, novinirin', novinirin-, novinirim-, noviniri-
Ny hoavy : hovinirina, hoviniriko, hovinirinao, hoviniriny, hovinirintsika, hovinirinay, hovinirinareo, hovinirin', hovinirin-, hovinirim-, hoviniri-
Filaza mandidy : viniro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05