Teny iditra viro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaram-bibikely [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra viro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] karazam-biby dia toa alika, fosa lehibe izay mety mitolona olona: nindaom-biro mba hinanany azy [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2010/05/06