Teny iditra | 1 visavisa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitanisanisàna Filazalazana hatramin' izay antsipiriany madinika kely indrindra Enti-milaza ny teny mamohafoha ny lasa ombam-pitarainana fatratra. 4 [1.13] famerenana ao an-tsaina amin'ny antsipiriany ny lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a detailed description or enumeration |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] description ou énumération détaillée 7 [1.13] remémoration |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |