Teny iditra | 1 vitaina |
Fototeny | 2 vita |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin' ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e! Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be completed, to be finished |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on finit, qu'on accomplit |
Ohatra |
7 Na inona na inona miseho, ny asa tsy maintsy vitaina. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 itiavan, nitiava, tiavina, vitaina, vitanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |