Teny iditra vita-nanahary
Singan-teny vita ; Nanahary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy namboarin-tanan' olombelona fa vita nataon' Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A natural product not man made [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Produit naturel [1.8]
Ohatra Mety misy tsy mahalala kosa fa elektrisite vitananahary ny tselatra sy ny kotroka ary ny varatra. [2.332]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/13