Teny iditra | vita-nanahary | ||
Singan-teny | vita ; Nanahary | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy namboarin-tanan' olombelona fa vita nataon' Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A natural product not man made [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Produit naturel [1.8] | ||
Ohatra | Mety misy tsy mahalala kosa fa elektrisite vitananahary ny tselatra sy ny kotroka ary ny varatra.
[2.332] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vita-nanahary io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/13 |