Teny iditra vitsikambo (vitsika, ambo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bitsika manao ny tranony eny ambony hazo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay la plus grosse fourmi qui fait son nid sur les arbres [Abinal 1888]
Voambolana 

2013/08/01