Teny iditra vitsikazo (vitsika, hazo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bibikely ohatra ny vitsika fa tsy iray karazana aminy velively, mikiky ny hazo amin' ny trano na ny fanaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay termite [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpanahaka  votry

2013/08/01