|
|
|
|

Teny iditra1  vitsikazo
Singan-teny  2  vitsika, hazo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-bibikely ohatra ny vitsika fa tsy iray karazana aminy velively, mikiky ny hazo amin' ny trano na ny fanaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] termite
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  7  votry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12