Teny iditra | 1 vivery |
Singan-teny | 2 vy, very |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io |
Ohatra |
5 Tena tovolahy tokoa, ary sahy manao vivery. [2.928#] 6 Ary na nandresy aza ny hery manampy anay, nisy vivery nataony tao sy nisy fandonana nihatra taminy tamin' izany. [2.472#] |
Tsipelina hafa | 7 vyvery |
Fivaditsoratra | 8 vivery, vy very |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |