Teny iditra | 1 vizaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova Reraka, osa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] tired; weary or cramped from holding one position |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude 6 [1.8] las, fatigué |
Ohatra |
7 Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako. [2.332] 8 Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka. [1.281] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 13 vizana |
Fivaditsoratra | 14 kivaza, vazika, vizaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |