Teny iditra voaangona (angona)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana anglisy   collected (by some one), assembled, congregated. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   Qu'on a assemblé [Abinal 1888]
Ohatra   fa ampy sy manan'amby aza ny zavatra voaangona hanaovana izay hatao rehetra. [Baiboly: 2:036:007/Eksaody 36:7..]
Ny bikany  
voaangona
voaangoko
voaangonao
voaangony
voaangontsika
voaangonay
voaangonareo
voaangon'
voaangon-
voaangom-
voaango-

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/27