Teny iditra voababo (babo)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fandikana anglisy captured, seized, taken captive. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Capturé, confisqué, pillé [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra nobinabo
Ohatra Nohatoniny indray io, ka isan'ireo vehivavy voababo. [Rajohanesa: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31