|
|
|
|

Teny iditra1  voadidy
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] cut, commanded
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#101] coupé, découpé, commandé, ordonné, à qui on a commandé, dont on a disposé
5  [1.13] imposé; tranché
Ohatra  6  [2.313#] kilalao fanaovan'ny ankizy taloha kindriandriana, izay vita tamin'ny sombim-pitaratra voadidy sy voapaika kanto tsara.
Fototeny  7  didy
Tovy hevitra  8  dinidy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11