Teny iditra | 1 voadika |
Fototeny | 2 dika |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] overstepped, crossed; translated, as words from one language into another |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#103] franchi, transgressé, traduit, transcrit |
Ohatra |
6 Na aiza na aiza hamakiana ireo andalana ireo -na dia voadika amin' ny fitenim-pire-nena hafa aza - dia ho fantatra avy hatrany fa " ma/ [2.313#] 7 izay voadika amin' ny tenim-pirenena maro, " koa nahoana, hoy ihany ny mpanoratra, no tsy mba hahazo izany amin' ny tenin-drazany ny mpamaky malagasy? [2.528#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 dinika |
Fivaditsoratra | 10 avadiko, kavodia, kodiava, vadiako, voadika, voakady |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |