Teny iditra voadingana (dingana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stepped over [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Franchi, sauté, omis [1.3]
Ohatra Porofon' izany, tsy misy taona iray voadingana ka tsy nipoahan-draharaha goavana iray na maro mahamenatra, ary nahavoarohirohy ny mpitondra any amin' ny fara tampony. [4.27]
Tovy hevitra diningana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20