Teny iditra | voadombo (dombo) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Tonga dombo na tsy maranitra ka tsy afa-miasa intsony [2.285] | ||
Fanazavàna teny frantsay | émoussé, discrédité, annihilé [1.3] | |
Ohatra | Kanefa, mampalahelo, fa io fomba fisainana miorina amin' ny zava-misy sy azo tsapain-tanana io indrindra no voadombo.
[1.317] | |
Tovy hevitra | donombo | |
Fivaditsoratra | bodomavo, voadombo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |