Teny iditra voadombo (dombo)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
 Tonga dombo na tsy maranitra ka tsy afa-miasa intsony [2.285]
Fanazavàna teny frantsay émoussé, discrédité, annihilé [1.3]
Ohatra Kanefa, mampalahelo, fa io fomba fisainana miorina amin' ny zava-misy sy azo tsapain-tanana io indrindra no voadombo. [1.317]
Tovy hevitra donombo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20