Teny iditra voaendrikendrika (endrikendrika)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Calomnié [1.3]
Ohatra Voaendrikendrika ho nangalatra tao aminy, hono, ilay mpiasa iray talohany raha nikasa hiala taminy toy izao. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31