Teny iditra voafandraka (fandraka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Cut by a chisel, morticed [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Où l'on a fait des mortaises, entaillé, taillé, ciselé
Réduit au silence: Voafandraka ilay nanohitra azy (Celui qui le contredisait a été réduit au silence)
Mené à bonne fin: Voafandraka ny raharahako (Mon affaire a été menée à bonne fin) [1.3]
Ohatra 
1ary rehefa voafandraka nasian-tsary ny vato fisaka, dia nataony teo amin' ny rindrin-trano ambany [1.38]
2Efa nahazo fandraka tamin' ny mpivarotra izy, ka nahavita trano voafandraka an-taolan-kazo sy ana-pify voalohany. [1.436]
Tovy hevitra finandraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20