Teny iditra | voafandrika (fandrika) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Famaritana malagasy | latsaka anaty vovo [SLP 1986] | |
Fandikana anglisy | ensnared, caught. [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | A qui on a tendu un piège, pris au piège; qu'on a accaparé [Abinal 1888] | |
piégé [SLP 1986] | ||
Teny mitovy hevitra | nofinandrika | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny voafandrika io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |