Teny iditra | 1 voafandrika |
Fototeny | 2 fandrika |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] latsaka anaty vovo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] ensnared, caught |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#146] à qui on a tendu un piège, pris au piège; qu'on a accaparé 7 [1.13] piégé |
Ohatra |
8 Nisy sasantsasany rahateo tohina : voafandrika ve ry zareo? [1.369#] 9 Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508#] |
Tovy hevitra | 10 finandrika |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny voafandrika io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |