Teny iditra | 1 voafarana |
Fototeny | 2 farana |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] made even, as the edges of anything; confirmed; collected at the end. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#153] terminé, conclu, limité, rogné, limé |
Ohatra |
6 Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. [2.472#] |
Tovy hevitra | 7 finarana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |