Teny iditra voafarango (farango)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Hooked by a farango. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Accroché, saisi: Voafarangon' ny hazo ny akanjoko (Mes habits ont été accrochés par des branches) ~ Voafarangon'ny fitrebika ny amalona (L'anguille a été accrochée par le trident) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31