Teny iditra voafehy (fehy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fandikana anglisy tied, knotted, controlled, managed. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay lié, attaché, gouverné, régi par [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra nofinehy
Ohatra Ary nony voa fehy ny voatavo, dia loahana amy ny lefona atao in-telo. [Callet: Tantara, takila 75]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31