Teny iditra voafonga > voafongana (fongana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay démoli, détruit, raflé, épuisé, dissipé, dépensé [Abinal 1888 takila 184]
Mpitovy hevitra finongana

Teny iditra voafonga > voafongatra (fongatra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay extrait, déterré, qu'on a fait revivre, révélé [Abinal 1888 takila 184]
Mpitovy hevitra fonongatra
Ohatra Iaveh no mpanjaka mandrakizay doria, ho voafongatra eo amin' ny taniny ny firenena. [Baiboly: 23.10.16]