Teny iditra (1/2) | 1 voahazo |
Singan-teny | 2 voa, hazo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
voamaho |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] [Taifasy, Tanala]
À l'origine, c'est un arbre de la famille des Myristicaceae dont les graines fournissent une matière grasse concrète, sorte de beurre végétal très apprécié. Ce sens est encore utilisé dans certains dialectes |
Voambolana |
6 Haizavamaniry |
Teny iditra (2/2) | 7 voahazo |
Singan-teny | 8 voa, hazo |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.196] (de voa : fruit ; et hazo : arbre). Nom donné au Sésame : Sesamum indicum DC. (Pedaliaceae) dont les graines fournissent aussi une matière grasse appréciée ; bien qu'il ne s'agisse plus d'un arbre mais d'une plante herbacée de 1 m environ. Les graines du Sésame fournissent jusqu'à 55 % d'huile. Au point de vue médicinal, c'est une des rares huiles qui ne présentent aucune activité oestrogène lorsqu'elle est injectée par voie parentérale. Aussi peut-elle constituer un excellent véhicule pour certains tests pharmacologiques. Les graines étaient aussi consommées en nature, rôties ou salées, comme friandises. On en préparait une sauce servie avec le riz au cours des cérémonies rituelles Sakalava et Tankara. |
Ohatra |
11 Dia alaina ny saha famelona, ka asiana rano, dia asiana tantely, sy voahazo, saonjo, sy trafon-kena, ary vary masaka, ka atao fitotoko ireo zavatra ireo, dia tsofin-drano amin' io ny zaza halam-bolo, ka omena horombahin' ny vehivavy izay tsy mbola niteraka ireo trafon-kena sy saonjo ireo, mba tiana hananany zaza. [2.857#] |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 14 havozoa, hazovao, voahazo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18 |