| Teny iditra | 1 voahitsakitsaka |
| Fototeny | 2 hitsakitsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Ohatra |
4 Noheveriko ho firenena manana ny zony ny Malagasy, ka mangirifiry tamin' izao tontolo izao, raha voahitsakitsaka izany zo izany.
[2.471#60]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|