Teny iditra | 1 voakasika |
Fototeny | 2 kasika |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#316] touché |
Ohatra |
6 [2.4#112] Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda. 7 [2.472] Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny. |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 kinasika |
Fivaditsoratra | 10 voakasika, voakisaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |