|
|
|
|

Teny iditra1  voakendry
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#322] visé, qui a été visé
Ohatra  4  [2.356#123] Tonga koa aza ny tena mpandrafitra teo an-tanàna nanofa indraindray ilay milina tamin' ny fotoana voakendry.
Fototeny  5  kendry
Tovy hevitra  6  kinendry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11