Teny iditra voakolikoly (kolikoly)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cajolé, entrainé, soigné [1.3]
Ohatra Ary eto no misy voakolikoly sy voatamby vola hanolotra ity tany ity amin'ny Zanakantitra. [2.588]
Tovy hevitra kinolikoly

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20