|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voa
Fototeny  2  la
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  5  refused, denied, rejected [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  refusé, nié, rejeté, renié [1.3]

Teny iditra (2/2)7  voala
Fototeny  8  ala
Sokajin-teny  9  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  10  removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11  Enlevé, ôté [Vezo] [1.68]
12  Enlevé, arraché [1.3]
Ohatra  13  Afakafaka sy voaala tsiny teny ihany ity faharoa ity satria fanta-poko, fanta-bahoaka ny fahadalan' ny ankizy toa an-dRainilidy ireny. [2.470#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  alavo, alova, valao, voala, voalà, alavo, alova, valao, voala, voalà

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24