Teny iditra voalamindamina (lamindamina (lamina))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Ohatra Rehefa voalamindamina voapetraka ny entana dia omeo rano ho sotroiny ireo sasatra mangetana. [2.928]
Haiendriteny 
Ny lasa : voalamindamina, voalamindamiko, voalamindaminao, voalamindaminy, voalamindamintsika, voalamindaminay, voalamindaminareo, voalamindamin', voalamindamin-, voalamindamim-, voalamindami-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20