Teny iditra voalaza (laza)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana anglisy spoken, told, declared [Richardson 1885]
Famaritana frantsay dit [Abinal 1888]
Endriteny 
voalaza
voalazako
voalazanao
voalazany
voalazantsika
voalazanay
voalazanareo
voalazan'
voalazan-
voalazam-
Ohatra Marina mihitsy izany rehetra voalazany izany! hoy Renilezo sy Razaimalala [Rajohanesa: Kintana]

Teny iditra voalaza
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Taimoro, Tanala] arbre, famille des Moracées. [Beaujard 1998]
Voambolana 

2014/10/06