|
|
|
|

Teny iditra1  voalohany
Fototeny  2  aloha
Sokajin-teny  3  mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona
Fiandohana: Tany am-boalohany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the first in the ordinal numbers.
6  [1.7] first, the first
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#843, 1.8] premier
8  [1.3#843] premièrement
qui est en tête
9  [1.8] le premier
en premier lieu
Ohatra  10  Izany no hatao voalohany indrindra. [2.324]
11  - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy. [2.471]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  28  havolonay, holavinao, holovanay, hovaloina, hovolaina, voalohany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21